xmw_mrk_text_reg/13/24.txt

1 line
539 B
Plaintext

\v 24Naifa afaran'ny favoazagna reo andro reo, hahay mahizigny ny masôva, ny davôlagna tsy hagnamia hazavagna, \v 25aveo lakintagna hiraraka avy agny amin'ny lagnitry, avakeo koa angôvo avy agny andagnitry hozonkozôgnigny. \v 26Kay ho hitan-jareo ny zanak'ôlogno avy agny amin'ny rôndro amin'ny angôvo giaida sidraiky voninahitry. \v 27Avakeo hagniraka ny anjely Izy kay hamôry miaraka amin'reo ôlogno voafidiny avy ankagny amin'ny vazan-tany aifatra, avy ankagny amin'ny faran'ny tany kay bariky akagny amin'ny faran'ny lagnitra.