xmw_mrk_text_reg/08/33.txt

1 line
445 B
Plaintext

\v 33 Naifa nitodiky Jesôsy dia nizaha reo mpianany ary avakeo ninainagna mafy an'i Petera kay nagnan-jao: "Mialà marikitry Zaho, ana satana! Tsy mbô misaigny ny rahan-Jagnahary anao, fa ny rahan'ôlogno."\v 34 Avakeo dia nagnantso ny vahoaka sindraiky ny mpianany niaraka izy, ary nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Izy koa misy tiahagnaraka Zaho, dia tsy maintsy mahafoy haignianazy izy, mangala ny kakazo fijaliagna, avakeo magnaraka Zaho.