1 line
373 B
Plaintext
1 line
373 B
Plaintext
\v 5Izy koafa nahita ny finoagnan-jareo, dia nivaolagna Jesôsy tamin'ny lalahy malemy hoe: "Zanako, voavaila ny helokoa." 6Aviteo nisy sasany tamin-jareo mpanoratra lalàgna nibidôko teo, kay nignomognomogno tamin'ny fôny zareo hoe:\v 7"Akôry no afahan'io lalahy io mivaolagna karaha zany? Mivaolan-dratsy izy! Tsy zagnahary araiky faogna moa afaka magnambaila heloka?" |