xmw_mrk_text_reg/15/33.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 33 Tamin'ny laira faha enigny, dia homby tamin'ny tany jiaby ny hizigny hatramin'ny laira fahasivy. \v 34 Ary tamin'ny laira fahasivy zany dia nangaiky tamin'ny feo mafy Jesôsy hoe: "Eloy, Eloy, lamà Sabakintany?" zay antsôvigny hoe: " Zagnahary, Zagnahary, nagnino moa Anao nahafo Zaho? \v 35 Ny sasany tamin-jareo zay nitsangagna teo naharegny vaolagnanazy kay nivaolagna hoe: "'Zahavo, magnantso an'i Elia Izy."