xmw_mrk_text_reg/14/12.txt

1 line
663 B
Plaintext

\v 12 Tamin'ny andro voalohan'ny fihinanagna ny môfo tsisy levira, koafa nagnano sôrogno ny ondrin'ny Paska zareo, dia nivaolagna reo mpianany taminy hoe: "Aiza no tianao homboanay hagnomoanagna hanigny, mbô hinanao ny hanignin'ny Paska?" \v 13 Dia nangniraka ny roa tamin'ny reo mpianany Izy kay nivaolagna tamin-jareo hoe: "Mandiana akagny an-tanàgna, aveo hoisy lalahy minday seho feno rano hifanôjy aminareo. Magnaraha Azy.\v 14 Lehy tragno hitsofaorany, magnaraha azy dia ambarao ny tômpin'ny zany tragno zany hoe: ' Nivaolagna ny mpagnanatra hoe: "Aiza ny hefitragno fandraisagna vahiny ahavitako miara-mihinagna ny Paska amin'ny reo mpianatranaha?'"