xmw_mrk_text_reg/14/10.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 10 Aveo Jodasy Iskariota, araiky tamin-jareo roambin'ny fôlo lahy, lôsogno nandaiha tagny amin-jareo lôhan'ny mpisôrogno hahavitany manôlotro Azy akeo amin-jareo. \v 11 Koafa naharegny zany reo lôhan'ny mpisôrogno, dia ravoravo zareo kay nampagnantaigna hagnamia vôla azy. Dia nanomboko nitsakaraka hiraka hagnamiazagna Azy amin-jareo izy.