xmw_mrk_text_reg/12/35.txt

1 line
520 B
Plaintext

\v 35 Namaly Jesôsy, raha nampianatra tao amin'ny tempoly Izy; Dia ninainagna Izy hoe: "Manankôry moa ivolagnan'ny mpanoratra lalàgna fao Kristy dia zanak'i Davida? \v 36 Davida haigniny, tamin'ny Fagnahy Masigny, nagnano hoe: 'Ny tômpo nivaolagna tamin'ny Tompoko hoe: mipitraha akeo an-tanako ankahery, mandram-panaovako ny fahavalonao ho fitoeran-tongotroa.' \v 37 Davida haigniny aby nagnantso Azy hoe: 'Tompoko', kay ino maha zanaka'i Davida an'i Kristy?" Nitandregny Azy tamink-aravoagna reo vahoaka maro be.