\v 14 Ary tsitsaroan'ny mpianatra ny ninday môfo niaraka tamin-jareo. Tsy nanagna mihoatra ny araiky zareo tao agnaty sambo.\v 15 Dia nampitandrigny zareo Izy kay nivaolagna hoe: "Mivognôsa avakeo mangalao honondraha amin'ny lailamamin'ny reo Fariseo sindraiky lailamamin'i Heroda."