\v 29 Ireo zay nandalo teo dia nagnaratsy Azy, nagnitokitodoha ary nagnano hoe: "Aha! Anao lehy afaka mandaravagna ny tempoly ary magnorigny zany ao agnatin'ny telo andro, \v 30 avaoty ny tegnanao ary mijotsoà avy eo amin'io hazo fijaliagna io!"