\v 6 Mbola nanagna araiky hafa hirahigny izy, dia zanaka tiany. Izy no farany nalefany tagny amin-jareo. niv olagna izy hoe: Mbô hagnaja ny zanako lahy zareo." \v 7 Kanefa nifampivolagna zareo mpamboly voaloboka hoe: "Tô ny mpandova. Avia, alôhy vonontsika izy, dia hohazontsika ny lova."