\v 48Zareo aviteo hitany fa taigna nijaly namily ny lakagna, satria namaly zareo nafy ny rivotro. Tokony tamin'ny fotoagna fiambaisagna ny faha aifatra ny aligny nandaiha tamin-jareo Izy salakady nandaiha teo ambonin'ny ranomasina, ary managna fikasagna handalo amin-jareo Izy. \v 49Izy koafa hitan-jareo tambonin'ny ranomasigny Izy, ambory zareo satria nantan-jareo lôlô, niafatrafatra zareo,\v 50 satria nahita Azy salakady ambory. Ingy edy haila nivôlagna tamin-jareo Izy: "Matokisa! Fa zaha fôgna tô! Aza ambory!"