\v 37 Kay namaly izy aviteo nivolagna hoe: "Amezonareo hanigny zareo." Zareo aviteo nivolagna: "Afaka mandaiha mivanga mofo amin'ny vola roanjato mô zahay kay agnamezanay zareo io raha hoanigny? "\v 38 Nivôlagna ndraiky koa izy: "Firy mofo anagnanareo?" Ndao zahavo" izy aviteo koa fa hitany nivôlagna zareo : "Mofo dimy sindraiky lako aroa."