\v 8 Nisamborin-jareo izy, dia novonoiny, ary natsipiny tagny ambailan'ny tanim-boaloboka. \v 9 Kay, ino ary no hatan'ny lehy tômpon'ny tanim-boaloboka? Ho avy izy handringagna reo mpamboly voaloboka ary hagnomia ny tanim-boaloboka amin'ny hafa.