\v 1Dia nandaiha tao amin'ny Synagoga ndraiky Jesôsy ary nisy lalaha maty tagnagna tao.\v 2Nizaha narikitry Aza ny ôlogno sasantsasany mbô hizaha raha hampahivagna azy amin'ny Sabata Izy mbô ahavitan-jareo magnameloko Azy.