\v 24 Ary nivaolagna Jesôsy hoe: "Tsy zany moa no antony mahadiso hevitra areo, satria tsy hainareo na ny Soratra Masigny na ny herin-Jagnahary? \v 25 Satria raha mitsangagna amin'ny maty zareo, dia tsy hanambady na hatôlotro amin'ny fanambadiagna, fao mitôvy ny anjely agny andangitry.