\v 23Tamin'ny andro Sabata Jesôsy nandaiha tagny amin'ny tanimbary maromaro, aveo nanomboka nitsogno salôhimbary ny mpianatranazy.\v 24 Nivaolagna reo Fariseho taminazy: "Zahavo, nagnino zareo no magnano raha tsy araka ny lalàgnan'ny andro Sabata?"