\v 33 Tamin'ny laira faha enigny, dia homby tamin'ny tany jiaby ny hizigny hatramin'ny laira fahasivy. \v 34 Ary tamin'ny laira fahasivy zany dia nangaiky tamin'ny feo mafy Jesôsy hoe: "Eloy, Eloy, lamà Sabakintany?" Zay antsôvigny hoe: " Zagnahary ô, Zagnahary ô, nagnino moa Anao nahafò Zaho? \v 35 Ny sasany tamin-jareo lehy nitsangagna teo naharegny volagnanazy kay nivolagna hoe : " Zahavo, magnantso an'i Elia Izy."