\v 28 Koafa avy hatsangagna amin'ny maty Zaho,dia handaiha lôha lalagna areo akao Galilia." \v 29 Dia nivaolagna Petera Taminazy hoe: "Na dia hiala aby jiaby, zaho tsy mbô hiala."