\v 20 \v 21 Jesôsy namaly kay nivaolagna zareo hoe: "Ny araiky aminareo roa ambin'ny fôlo zany, lehy miaraka magnajôbo môfo aminahy agnatin'ny kapila ze io." Fao ny zanak'ôlogno dia handaiha amin'ny lalagna lehy afa nikoragnin'ny Soratra Masigny mahakasiky Azy. Fao loza ndraiky ho an'ny zany lalahy lehy mamadiky ny Zanak’ôlogno zany. Ny tsaratsara aminazy sintrany izy tsy natairaka."