\v 8Ary Jesôsy nahay avy hatrany tao amin'ny fagnahianazy ny raha niminiminen-jareo. kay nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: " Nagnino moa areo mieritreritra raha magnan-jany akao am-pônareo?\v 9Ino moa môramôra mivôlagna amin'ny lalahy malemy io hoe: ' voavaila ny helokoa sa ny hoe: 'Mitsangàna, batay fandriagnanao, avakeo mandiana'?