\v 5Izy koafa nahita ny finoagnan-jareo, dia nivôlagna Jesôsy tamin'ny lalahy malemy hoe: "zanako voavaila ny helokoa." \v 6Aviteo nisy sasany tamin-jareo mpanora-dalàgna nibidôko teo, kay nijagnomognomogno tamin'ny fôny zareo hoe:\v 7 "Akôry no afahan'io lalahy io mivôlagna karaha zany? Mivôlan-dratsy izy! Tsy zagnahary zeraiky edy moa afaka magnambaila heloka?"