\v 23 Dia nantsôvin’i Jesôsy hagnatogno Azy zareo kay nivôlagna zareo tamin'ny alalan'ny fagnoharagna hoe: "Magnankôry moa hahavitan'i Masantôko magnaboaka an'i Masantôko? \v 24 Izy koa misy fanjakagna miady an-tragno, dia ho ravagna zany. \v 25 Avakeo koa misy tokan-tragno miady an-tragno,dia halaky ravagna zany tokan-tragno zany.