\v 11 Atsika ny nahita Azy reo fagnahy ratsy, dia nondriky teo alohany avakeo niafatrafatra, ary nivôlagna zareo hoe: "Anao no zanaka Zagnahary." \v 12 Nivolagniny mafy zareo mbô tsy hagnambara Azy.