\v 4 Nagnintany Azy ndraiky Pilato hoe: " Tsy magnamia valin-teny moa Anao? Zahavo ny hamaroan'ny fiampangagna ndesin-jareo manohitry Anao!" \v 5 Fa tsy namaly an'i Pilato eky Jesôsy, dia nahagaga azy zany.