\v 8 Nisamborin-jareo izy, dia novonoiny, ary natopiny tagny ambelan'ny tanim-boaloboka. \v 9 Koa, ino ary no hatan'ny lehy tômponn'ny tanimboaloboka? Hoavy izy handingagna reo mpamboly voaloboka ary hanomia ny tanim-boaloboka amin'ny hafa