\v 39 Izy aviteo nagnirako ologno jiaby hantotry mitrôkotrôko amin'ny ahitra mahitso.\v 40 Zareo aviteo nantotry araka amin'ny trôkony; tokony dimampolo ambiny zato zareo. \v 41 Nalainy mofo dimy sindraiky lako aroa, aviteo nizaha lagnitry izy salaka nankasitraka aveo nagnamia mofo tamin'ny mpianatra nazy mba hagnamezan-jareo azy amin'ologno. Aveo lako dimy koa norasaigny tamin-jareo aby.