\v 14Koafa voasambotra Jaona, dia avy tao Galilia Jesôsy nagnambara ny vaovao maharavon-Jagnahary, \v 15 avy eo nivolagna hoe: "Afa avy ny fotoagna, avy eo afa marikitry ny fanjakagnan'Jagnahary. Mifonào dia mankatoava ny vaovao mahafaly."