\v 33 Lehy vaiavy, nahay zay raha nitranga taminazy, dia natahotro aveo nangitakitaka. Lôsogno izy avakeo niantoraka talohaka Jesôsy kay nivaolagna taminazy ny marigny jiaby. \v 34 Dia nivaolagna Jesôsy taminazy hoe: "Zanako ny finoagnanao no nampahivagna anao. Mandihàna amin'ny fiadanagna ary mahivàgna amin'ny aretigny nao."