\v 29 Ireo zay nandalo teo dia nagnaratsy Azy, nagnitokitodoha ary nagnano hoe: "Aha! Anao lehy afaka mandaravagna ny tempoly ary magnorigny zany ao agnatiny telo andro, \v 30 avaoty ny tegnanao ary mijotsoà avy amin'io hazo fijaliagna io!"