\v 14 Izy koafa voasambotra Jaona, dia homby tao Galilia Jesôsy nagnambara ny vaovao mahafalin-Jagnahary, \v 15 avy eo nivolagna hoe: "Afa avy ny fotoagna, avy eo afa marikitry ny fanjakagnan'Jagnahary. Mifonào dia mankatoava ny vaovao mahafaly."