\v 10 Raha afa tantragno zareo, dia mbola nagnampôdy nagnontany mahakasika zany ndraiky reo mpianatra. \v 11 Nivolagna Izy tamin-jareo hoe: "Na zôvy na zôvy lalahy misaraka amin'ny vadiny kay mampakatra vaiavy hafa dia mijanganjanga. \v 12 Raha misaraka amin'ny vadiny ny vaiavy kay manambady lalahy hafa, dia mijanganjanga izy."