\v 37 Tamin'izany andro izany, kôfa tonga ny aligny, dia ninainagna izy tamin-jareo hoe: Andaiha atsika hitsaka arô an-dafirô." \v 35 Kay niala teo amin'ireo ôlogno maro zareo, ninday jesôsy niaraka tamin-jareo, koafa igny izy, tao angatin'ny lakagna igny. Nisy lakagna hafa nandaiha niaraka taminy.\v 36 Avakeo nanomboko nisy rivotro fôntry aveo daroba nanafotro ny lakagna kay afa tsoko feno rano lakagna.