\v 16Nihinagna tao an-tragnon'i Levi Jesôsy aveo mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpagnano raha tsy manjary maro no niaraka nihinagna taminazy sy reo mpianany, fa fôntry zareo tao aveo nangaraka azy.\v 15Ary reo mpanôra-dalàna, lehy Fariseho, izy koafa nahita Jesôsy niaraka nihinagna tamin-jareo mapagnano raha tsy manjary sindraiky reo mpamôry haitra, dia nagnontany ny mpianany hoe: "Nagnino moa Izy miaraka mihinagna amin'ologno mpamôry haitra sindraiky mpanota?"