\v 16 Nindesin-jareo miaramila ho akeo amin'ny banja Izy (zay agnivon-toeragnan' ny fanjakagna), ary nantsôvin-jareo aby ny antoko miaramila jiaby. \v 17 Nampisikinin-jareo lamba vôlomparasy Jesôsy, ary nitaly fehiloha fatsiky zareo kay nagnapaitraka zany taminAzy. \v 18 Dia nanomboko niarahaba Azy zareo ary nivolagna hoe: "Arahaba,ry Mpanjakan'ny jiosy!"