Pehy tonga ndraiky fitsingeran'ny taogno nahatirahiny Heroda, aviteo izy nanasa ologno maventy, sindraiky mpifehy, avakeo zareo mpitarika Galilia. Kay nitsĂ´fotro tamin'ny hefitry tragno fanasagna i zanakavavin'ny Herodiasy aviteo izy nandihy tamin-jareo teo. kay naharavoravo Heroda sy zareo vahiny nafarigny tamin'ny fihinanagna raha natany. Kay tafivĂ´lagna baka mpanjaka tamin'ny vaiavy io: "Angahoy aminaha raha tianao fa ameky aby."