\v 20 Koafa nandaiha zareo ny maraindraigny, dia nahita lay kakazon'aviavy nalazo barokon'ny vahany. \v 21 Ary Petera nahatsaro kay nivolagna hoe: ''Mpagnanatra รด, zahavo! Nalazo lay aviavy nihizogninao."