49 Nijanogno Jesôsy aveo nampagnantso azy. Nantsovin-jareo lehy gila, aveo nivolagniny hoe: "Maharaiza! Mitsangàna! Magnantso anao Izy." 50 Nariany ny saimbony, aveo nitsangagna, kay nandaiha tamin'i Jesôsy izy.