\v 15 Volagniko aminareo marigny koa: na zôvy na zôvy tsy mandray ny fanjakan-Jagnahary mitôvy ny gamadiniky dia tsy hitsôfotro amin' zany velively. \v 16 Aveo dia nivotrovotrony reo zaza reo kay notsofony rano salakady namitrahany tagnagna.