\v 4 Nagnintany Azy ndraiky Pilato hoe: " Tsy magnamia valin-teny mo Anao? Zahavo ny hamaroan'ny fiampangna entiny zareo manohitry Anao!" \v 5 Fa tsy namaly an'i Pilato eky Jesôsy, dia nahagaga azy zany.