\v 16 Koafa nandefa tagny nagnôlotro matsabôrin'ny Galilia Izy, dia nahita an'i Simona ndraiky Andrea rahalahin'Simona nagnarato, satria mpagnarato zareo. \v 17 Nivolagna Jesôsy taminjareo : "Avià, magnaraha Zaho, fa ataoko mpagnarato ôlogno areo.'' \v 18 Samby teo dia nagnambela harato zareo kay nagnaraka Azy.