\v 21 Pehy tonga ndraiky fitsingeran'ny taogno nahatirahin'i Heroda aviteo izy nagnantso reo ôlogno maventiny, sindraiky mpifehy, avakeo zareo mpitarika Galilia. \v 22 Kay nitsôfotro tamin'ny hefitry tragno fagnasagna ny zanakavavin'i Herodiasy aviteo izy nandihy hoan-jareo teo, kay naharavoravo Heroda sy zareo vahiny nafarigny tamin'ny fihinanagna raha natany. Kay nivôlagna mpanjaka tamin'ny vaiavy io: "Angahoy aminaha raha tianao fa ameky aby."