\v 27Jesôsy nivôlagna hoe: "Ny Sabata dia notsaboigny ho an'ny zanak'ôlombelogno fa, zanak'ôlombelogno no ho an'ny Sabata. \v 28Kay noho zany, ny zanak'ôlogno tômpo, na dia ny Sabata aza."