23Tamin'ny andro Sabata Jesôsy nandaiha tagny amin'ny tanimbary maromaro, avakeo nanomboka nitsimpogno salôhimbary ny mpianatranazy.\v 24Nivôlagna reo Fariseho taminazy: "Zahavo, nagnino zareo no magnano raha tsy araka ny lalàgnan'ny andro Sabata?"