\v 45 Koa hongotroa no manafintohigny anao, tapaho zany. Tsaratsara aminao ny miditry misy antsa agny amin'ny fiainagna tsitôko managna hongotro aroa ary hariagna agny amin'ny ofobe. \v 46 [Zahao ny fagnamarignagna agny amin'ny andininy faha 44]