\v 37Kay namaly Izy aviteo nivolagna hoe: "Amezonareo hanigny zareo." Zareo aviteo nivolagna: "Afaka mandaiha mivanga mofo amin'ny vola roanjato moa zahay kay agnamaizanay zareo io raha hoanigny? "\v 38 NivĂ´lagna ndraiky koa Izy: "Firy moa mofo anagnanareo?" Ndao zahavo" izy aviteo koa fa hitany nivĂ´lagna zareo : "Mofo dimy sindraiky lako aroa."