\v 27 Dia niakatra hankagny Jerosalema ndraiky zareo. Ary koafa nandaihandaiha tao an-kianjan'ny tempoly Jesôsy, dia havy nagnatogno Azy lohandohan'ny mpisôrona, ny mpanoratra lalàgna, aveo zareo sojabe.\v 28 Nivolagna zareo taminy hoe: "Fahefagna avy aiza moa hagnanaovanao regny raha egny, aveo zôvy moa nagnamia nagnamia Anao fahefagna hagnano regny?"