\v 28 Koafa niditry tantragno Jesôsy, dia nagnontany Azy manôkagna ny mpianany hoe: "Nagnino zahay no tsy nahavoaroaka lehy fagnahy ratsy? \v 29 " Nivôlagna Izy taminjareo hoe: "Raha tôrotro regny dia tsy afaka roasigny koa tsy amin'ny alalan'ny vavaka."