\v 33 Ary fagnohoaragna fĂ´ntry karaha zany no nagnambarany ny vaolagna tamin-jareo, araka lehy fahazahoan-jareo azy, \v 34 avakeo tsy nikoragna tamin-jareo koa tsy tamin'ny fagnoharagna Izy. Kanaifa koafa latsatĂ´kagna Izy, dia nazavainy tamin'ny reo mpianany manaokagna ny raha jiaby.