\v 3 Tandrignaiso, nisy mpamafy handaiha hamafy ambeo.\v 4 Ary raha namafy izy, dia nisy ambeo sanany nirabaraba tamin'ny lalagna, kay havy reo vĂ´rogno aveo nihinagna zany.\v 5 Ny ambeo sanany nirabaraba tamin'ny tany feno vatovato, zay tsisy fotaka maro.Tonga dia naniry izy reo, satria tsy laligny ny fotaka nisy azy.