diff --git a/14/32.txt b/14/32.txt index ac1f5fc2..d9a90510 100644 --- a/14/32.txt +++ b/14/32.txt @@ -1 +1 @@ -\v 32 \v 33 \v 34 Ary tonga tagny amin'ny toairagna ato hoe Getsemane zareo, dia nivôlagna Jesôsy tamin'ny reo mpianany hoe: "Mantaira aketo izy koa mboala mivavaka Zaho." Dia ninday an'i Petera, sindraiky Jakoba, avakeo Jaona niaraka taminazy Izy ary nanomboko nalahalo salakady taigna nijaly. Dia nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Nikorontagna loatra ny Fagnahiky,karaha afa ho foaty. Mantaira aketo kay mivognôsa." \ No newline at end of file +\v 32 \v 33 Ary tonga tagny amin'ny toairagna ato hoe Getsemane zareo, dia nivôlagna Jesôsy tamin'ny reo mpianany hoe: "Mantaira aketo izy koa mboala mivavaka Zaho." Dia ninday an'i Petera, sindraiky Jakoba, avakeo Jaona niaraka taminazy Izy ary nanomboko nalahalo salakady taigna nijaly.\v 34 Dia nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Nikorontagna loatra ny Fagnahiky,karaha afa ho foaty. Mantaira aketo kay mivognôsa." \ No newline at end of file